bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 26 › Bokin'ny Nomery 26:42
Bokin'ny Nomery 26:42
Izao no taranak’ i Dana, araka ny fokony: avy tamin’ i Sohama ny fokon’ ny Sohamita. Ireo no fokon’ i Dana, araka ny fokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These are the sons of Dan after their families: of Shuham, the family of the Shuhamites. These are the families of Dan after their families.
In Context
41Ireo no taranak’ i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina.
43Ny fokon’ ny Sohamita rehetra, araka izay voalamina taminy, dia efa-jato amby efatra arivo sy enina alina.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Genesis 46:23Ary ny zanakalahin’ i Dana dia Hosima.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 26:42