Bokin'ny Nomery 26:51
Ireo no voalamina tamin’ ny Zanak’ Isiraely, dia telo-polo amby fiton-jato sy arivo sy enina hetsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
52Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Exodus 12:37Dia niainga tao Ramesesa ny Zanak’ Isiraely ka nankany Sokota, dia lehilahy mahalia lalana tokony ho enina hetsy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.
Numbers 1:46dia dimam-polo amby dimam-jato sy telo arivo sy enina hetsy.
Numbers 11:21Dia hoy Mosesy: Ny olona izay itoerako dia lehilahy enina hetsy izay mahalia lalana; ary hoy ianao: Homeko hena izy mba hohaniny mandritra ny iray volana.
Job 12:9Iza no tsy mahalala, raha mandinika ireny rehetra ireny, fa ny nanao izany dia ny tanan’ i Jehovah,
Job 12:20Koroiny ny laha-tenin’ ny mahay, ary ny fahazavan-tsain’ ny anti-panahy dia esoriny.