Bokin'ny Nomery 26:61
Fa maty Nadaba sy Abiho tamin’ izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Nadab and Abihu died, when they offered strange fire before the LORD.
In Context
60Ary ny naterak’ i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Leviticus 10:1Ary Nadaba sy Abiho, zanak’ i Arona, samy naka ny fitondran’ afony avy ka nanisy afo teo anatiny, ary nanisy ditin-kazo manitra teo, dia nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’ i Jehovah, izay tsy nandidiany azy.
Numbers 3:4Fa maty teo anatrehan’ i Jehovah Nadaba sy Abiho tamin’ izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’ i Jehovah tany an-efitr’ i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy; ary Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan’ i Arona rainy.