bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 26 › Bokin'ny Nomery 26:8
Bokin'ny Nomery 26:8
Ary ny zanak’ i Palo dia Eliaba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Pallu; Eliab.
In Context
7Ireo no fokon’ ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina.
9Ary ny zanak’ i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin’ ny fiangonana, izay nila ady tamin’ i Mosesy sy Arona, teo amin’ ny antokon’ i Kora, raha nila ady tamin’ i Jehovah izy,
Read all of Bokin'ny Nomery 26
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 26:8