bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 27 › Bokin'ny Nomery 27:15
Bokin'ny Nomery 27:15
Ary Mosesy niteny tamin’ i Jehovah hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses spake unto the LORD, saying,
In Context
14fa nandà ny teniko ianareo tany an-efitra Zina, tamin’ ilay nilan’ ny fiangonana ady, ka tsy nanamasina Ahy teo amin’ ny rano teo imasony. (Izany no ranon’ i Meriba any Kadesy any an-efitra Zina.)
16Aoka Jehovah, Andriamanitry ny fanahin’ ny nofo rehetra, hanendry lehilahy izay hitandrina ny fiangonana
Read all of Bokin'ny Nomery 27
Cross References
Numbers 13:6avy tamin’ ny firenen’ i Joda dia Kaleba, zanak’ i Jefone;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 27:15