Bokin'ny Nomery 28:22
ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And one goat for a sin offering, to make an atonement for you.
In Context
23Atero ireo ho fanampin’ ny fanatitra dorana isa-maraina, izay atao fanatitra dorana mandrakariva.
Read all of Bokin'ny Nomery 28