bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 29 › Bokin'ny Nomery 29:15
Bokin'ny Nomery 29:15
ary ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isan-janak’ ondry, dia ny zanak’ ondry efatra ambin’ ny folo)
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And a several tenth deal to each lamb of the fourteen lambs:
In Context
14ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isam-bantotr’ ombilahy, dia ny vantotr’ ombilahy telo ambin’ ny folo, ary roa ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isan-ondrilahy, dia ny ondrilahy roa
16ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ny ota, ho fanampin’ ny fanatitra dorana mandrakariva sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy.
Read all of Bokin'ny Nomery 29
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 29:15