Bokin'ny Nomery 29:20
Ary amin’ ny andro fahatelo koa dia vantotr’ ombilahy iraika ambin’ ny folo sy ondrilahy roa ary zanak’ ondry efatra ambin’ ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And on the third day eleven bullocks, two rams, fourteen lambs of the first year without blemish;
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 29
Cross References
Numbers 29:17Ary amin’ ny andro faharoa koa dia vantotr’ ombilahy roa ambin’ ny folo sy ondrilahy roa ary zanak’ ondry efatra ambin’ ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,