bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 29 › Bokin'ny Nomery 29:28
Bokin'ny Nomery 29:28
ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, ho fanampin’ ny fanatitra dorana mandrakariva, sy ny fanatitra hohanina momba azy ary ny fanatitra aidina momba azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And one goat for a sin offering; beside the continual burnt offering, and his meat offering, and his drink offering.
In Context
27ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ ny vantotr’ ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao,
29Ary amin’ ny andro fahenina koa dia vantotr’ ombilahy valo sy ondrilahy roa ary zanak’ ondry efatra ambin’ ny folo, izay iray taona sady tsy misy kilema,
Read all of Bokin'ny Nomery 29
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 29:28