bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 3 › Bokin'ny Nomery 3:14
Bokin'ny Nomery 3:14
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy tany an-efitr’ i Sinay ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses in the wilderness of Sinai, saying,
In Context
13satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin’ ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin’ ny tany Egypta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin’ ny Isiraely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo; Izaho no Jehovah.
15Alamino ny Levita araka ny fianakaviany sy ny fokony; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ ny iray volana no ho miakatra no halaminao.
Read all of Bokin'ny Nomery 3
Cross References
1 Chronicles 6:1Ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 3:14