bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 3 › Bokin'ny Nomery 3:26
Bokin'ny Nomery 3:26
ary ny fefi-lamban’ ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ ny vavahadin’ ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the hangings of the court, and the curtain for the door of the court, which is by the tabernacle, and by the altar round about, and the cords of it for all the service thereof.
In Context
25Ary ny anjara-raharahan’ ny zanak’ i Gersona eo amin’ ny trano-lay fihaonana dia ny tabernakely sy ny lay sy ny firakony sy ny varavarana lamba amin’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana,
27Ary avy tamin’ i Kehata ny fokon’ ny Amramita sy ny fokon’ ny Jizarita sy ny fokon’ ny Hebronita ary ny fokon’ ny Ozielita; ireo no fokon’ ny Kehatita.
Read all of Bokin'ny Nomery 3
Cross References
Exodus 35:18ary ny tsimatry ny tabernakely sy ny tsimatry ny kianja sy ny kofehiny,
Numbers 4:24Izao no ho fanompoan’ ny fokon’ ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana:
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 3:26