Bokin'ny Nomery 31:11
Ary nalainy avokoa ny babo rehetra, na olona na biby fiompy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they took all the spoil, and all the prey, both of men and of beasts.
In Context
10Ary ny tanànany rehetra izay teo amin’ ny fonenany sy ny tobiny rehetra dia nodorany tamin’ ny afo.
Read all of Bokin'ny Nomery 31
Cross References
Genesis 34:29ary ny fananany rehetra sy ny zanany madinika rehetra ary ny vadiny dia nobaboiny ka nofaohiny avokoa mbamin’ izay rehetra tao an-trano.
Joshua 8:2Dia tahaka ny nataonao tamin’ i Jeriko sy ny mpanjakany no hataonao koa amin’ i Ay sy sy mpanjakany; nefa ny fananana rehetra sy ny biby fiompy ao dia halainareo ho babo ho anareo ihany; asio otrika eo ankoatry ny tanàna.