bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 31 › Bokin'ny Nomery 31:12
Bokin'ny Nomery 31:12
dia nentiny tany amin’ i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ ny Zanak’ Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they brought the captives, and the prey, and the spoil, unto Moses, and Eleazar the priest, and unto the congregation of the children of Israel, unto the camp at the plains of Moab, which are by Jordan near Jericho.
In Context
11Ary nalainy avokoa ny babo rehetra, na olona na biby fiompy,
13Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny lohan’ ny fiangonana rehetra nivoaka hitsena azy teo ivelan’ ny toby.
Read all of Bokin'ny Nomery 31
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 31:12