bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 31 › Bokin'ny Nomery 31:5
Bokin'ny Nomery 31:5
Dia navahana tamin’ ny firenen’ Isiraely ny arivo isam-pirenena, dia roa arivo amby iray alina, samy voaomana hiady.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So there were delivered out of the thousands of Israel, a thousand of every tribe, twelve thousand armed for war.
In Context
4Arivo lahy avy isam-pirenena amin’ ny firenen’ Isiraely no hampandehaninareo ho any an-tafika.
6Ary nampandehanin’ i Mosesy ho any an-tafika ireo arivo lahy isam-pirenena ireo sy Finehasa, zanak’ i Eleazara mpisorona, izay nitondra ny fanaka masìna teny an-tànany, dia ny trompetra avo feo.
Read all of Bokin'ny Nomery 31
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 31:5