bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 31 › Bokin'ny Nomery 31:51
Bokin'ny Nomery 31:51
Dia noraisin’ i Mosesy sy Eleazara mpisorona taminy ny volamena, dia firavaka voatefy avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses and Eleazar the priest took the gold of them, even all wrought jewels.
In Context
50koa nitondra fanatitra ho an’ i Jehovah izahay, dia ny firavaka volamena efa azonay avy, dia fehin-tanana sy haba sy peratra fanombohan-kase sy kavina ary voavola, hanaovana fanavotana ho an’ ny ainay eo anatrehan’ i Jehovah.
52Ary ny volamena rehetra tamin’ ny fanatitra nalain’ ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ho an’ i Jehovah, dia sekely dimam-polo amby fiton-jato sy enina arivo sy iray alina
Read all of Bokin'ny Nomery 31
Cross References
Numbers 7:2dia nitondra fanatitra ny lohan’ ny firenen’ ny Isiraely, dia ny lohan’ ny fianakaviana (ireo no lohan’ ny firenena, izay nifehy ny voalamina).
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 31:51