bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 32 › Bokin'ny Nomery 32:24
Bokin'ny Nomery 32:24
Manaova tanàna ho an’ ny zanakareo madinika sy vala ho an’ ny ondry aman’ osinareo, ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Build you cities for your little ones, and folds for your sheep; and do that which hath proceeded out of your mouth.
In Context
23Fa raha tsy hanao izany kosa ianareo, dia manota amin’ i Jehovah; ary aoka ho fantatrareo fa hanody anareo ny fahotanareo.
25Dia niteny tamin’ i Mosesy ny taranak’ i Gada sy ny taranak’ i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko:
Read all of Bokin'ny Nomery 32
Cross References
Numbers 30:2Ary Mosesy niteny tamin’ ireo lohan’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely ka nanao hoe: Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah:
Numbers 32:34Ary ny taranak’ i Gada nanao an’ i Dibona sy Atarota sy Aroera
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 32:24