bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 32 › Bokin'ny Nomery 32:25
Bokin'ny Nomery 32:25
Dia niteny tamin’ i Mosesy ny taranak’ i Gada sy ny taranak’ i Robena ka nanao hoe: Ny mpanomponao dia hanao araka izay andidianao, tompoko:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Gad and the children of Reuben spake unto Moses, saying, Thy servants will do as my lord commandeth.
In Context
24Manaova tanàna ho an’ ny zanakareo madinika sy vala ho an’ ny ondry aman’ osinareo, ka ataovy izay naloaky ny vavanareo.
26ny zanakay madinika sy ny vadinay sy ny ondry aman’ osinay ary ny biby fiompinay rehetra dia hitoetra ato amin’ ny tanànan’ i Gileada;
Read all of Bokin'ny Nomery 32
Cross References
Joshua 1:16Dia namaly an’ i Josoa izy ireo ka nanao hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 32:25