Bokin'ny Nomery 33:14
Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin’ ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they removed from Alush, and encamped at Rephidim, where was no water for the people to drink.
In Context
13Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy.
15Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr’ i Sinay.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Exodus 19:2Ary rehefa nifindra niala teo Refidima izy ka tonga tany amin’ ny efitr’ i Sinay, dia nitoby teo amin’ ny efitra; dia tandrifin’ ny tendrombohitra no nitobian’ ny Isiraely teo.