Bokin'ny Nomery 33:15
Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr’ i Sinay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they departed from Rephidim, and pitched in the wilderness of Sinai.
In Context
14Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin’ ny olona.
16Ary nony niala tany an-efitr’ i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Exodus 19:1Tamin’ ny volana fahatelo taorian’ ny nialan’ ny Zanak’ Isiraely tamin’ ny tany Egypta, dia tamin’ izany andro izany no nahatongavany tany an-efitr’ i Sinay.
Numbers 10:12Dia niainga tany an-efitr’ i Sinay ny Zanak’ Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.