Bokin'ny Nomery 33:16
Ary nony niala tany an-efitr’ i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they removed from the desert of Sinai, and pitched at Kibroth-hattaavah.
In Context
15Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr’ i Sinay.
17Ary nony niala tao Kibrota-hatava izy, dia nitoby tao Hazerota.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 10:12Dia niainga tany an-efitr’ i Sinay ny Zanak’ Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.
Numbers 11:4Ary ny olona hafa firenena izay niharo taminy dia liana, ary ny Zanak’ Isiraely koa dia nitomany indray hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay!
Deuteronomy 1:6Jehovah Andriamanitsika niteny tamintsika tany Horeba ka nanao hoe: Aoka izay ny itoeranareo amin’ ny tendrombohitra ity;