Bokin'ny Nomery 33:18
Ary nony niala tao Hazerota izy, dia nitoby tao Ritma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they departed from Hazeroth, and pitched in Rithmah.
In Context
17Ary nony niala tao Kibrota-hatava izy, dia nitoby tao Hazerota.
19Ary nony niala tao Ritma izy, dia nitoby tao Rimona-pareza.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 12:16Ary rehefa afaka izany, dia niainga niala tany Hazerota ny olona ka nitoby tany an-efitra Parana.