Bokin'ny Nomery 33:25
Ary nony niala tao Harada izy, dia nitoby tao Makelota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they removed from Haradah, and pitched in Makheloth.
In Context
24Ary nony niala tao an-tendrombohitra Sapera izy, dia nitoby tao Harada.
26Ary nony niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata.
Read all of Bokin'ny Nomery 33