Bokin'ny Nomery 33:31
Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they departed from Moseroth, and pitched in Bene-jaakan.
In Context
30Ary nony niala tao Hasmona izy, dia nitoby tao Moserota.
32Ary nony niala tao Bene-jakana izy, dia nitoby tao Hora-hagidgada.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Genesis 36:27Ary izao no zanak’ i Ezera: Bilana sy Zavana ary Akana.
1 Chronicles 1:43Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ ny Zanak’ Isiraely: Bela, zanak’ i Beora; ary Dinaba no anaran’ ny tanànany.