Bokin'ny Nomery 33:43
Ary nony niala tao Ponona izy, dia nitoby tao Obota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they departed from Punon, and pitched in Oboth.
In Context
42Ary nony niala tao Zalmona izy, dia nitoby tao Ponona.
44Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin’ ny faritanin’ i Moaba.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 21:10Ary ny Zanak’ Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota.