Bokin'ny Nomery 33:47
Ary nony niala tao Almon-diblataima izy, dia nitoby tao amin’ ny tendrombohitra Abarima, tandrifin’ i Nebo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they removed from Almon-diblathaim, and pitched in the mountains of Abarim, before Nebo.
In Context
46Ary nony niala tao Dibon-gada izy, dia nitoby tao Almon-diblataima.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 21:20ary nony niala tao Bamota izy, dia nankany an-dohasaha izay ao amin’ ny tany Moaba, ao an-tampon’ i Pisga, izay manatrika ny efitra.
Deuteronomy 32:49Miakara amin’ ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin’ ny tany Moaba tandrifin’ i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak’ Isiraely ho lovany.