Bokin'ny Nomery 33:50
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy teo Arbota-moaba, teo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko, ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses in the plains of Moab by Jordan near Jericho, saying,
In Context
49Ary nitoby teo amoron’ i Jordana izy hatrany Betijesimota ka hatrany Abela-sitima, tao Arbota-moaba.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 33:48Ary nony niala tamin’ ny tendrombohitra Abarima izy, dia nitoby tao Arbota-moaba, teo amoron’ i Jordana tandrifin’ i Jeriko.