Bokin'ny Nomery 34:17
Izao no anaran’ ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak’ i Nona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
18Ary loholona iray avy amin’ ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany.
Read all of Bokin'ny Nomery 34
Cross References
Numbers 13:3Ary Mosesy dia naniraka azy hiala any an-efitra Parana, araka ny didin’ i Jehovah; ary samy lohan’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely ireo lehilahy rehetra ireo.
Numbers 13:16Ireo no anaran’ ny lehilahy izay nirahin’ i Mosesy hisafo ny tany. Ary Hosea, zanak’ i Nona, dia nataon’ i Mosesy hoe Josoa.
Joshua 14:1Ary izao no nolovan’ ny Zanak’ Isiraely teo amin’ ny tany Kanana, izay nampandovain’ i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak’ i Nona, ary ny loholon’ ny firenen’ i Zanak’ Isiraely;