Bokin'ny Nomery 34:18
Ary loholona iray avy amin’ ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And ye shall take one prince of every tribe, to divide the land by inheritance.
In Context
19Ary izao no anaran’ ireo lehilahy ireo: ny avy amin’ ny firenen’ i Joda dia Kaleba, zanak’ i Jefone;
Read all of Bokin'ny Nomery 34
Cross References
Numbers 1:4Ary aoka hisy lehilahy iray avy isam-pirenena ho namanareo, dia izay samy lohan’ ny fianakaviany avy.
Numbers 34:29Ireo no nodidian’ i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an’ ny Zanak’ Isiraely.