Bokin'ny Nomery 34:20
ary ny avy amin’ ny firenena taranak’ i Simeona dia Semoela, zanak’ i Amihoda;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the tribe of the children of Simeon, Shemuel the son of Ammihud.
In Context
19Ary izao no anaran’ ireo lehilahy ireo: ny avy amin’ ny firenen’ i Joda dia Kaleba, zanak’ i Jefone;
21ary ny avy amin’ ny firenen’ i Benjamina dia Elidada, zanak’ i Kislona;
Read all of Bokin'ny Nomery 34
Cross References
Genesis 49:5SIMEONA sy LEVY dia mpirahalahy, fiadia-mandoza ny sabany;