Bokin'ny Nomery 34:23
ary ny avy amin’ ny taranak’ i Josefa: ny lohan’ ny firenena taranak’ i Manase dia Haniela, zanak’ i Efoda;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Dana dia Boky, zanak’ i Jogly;
24ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Efraima dia Kemoela, zanak’ i Siftana;
Read all of Bokin'ny Nomery 34