Bokin'ny Nomery 34:25
ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Zebolona dia Elizafana, zanak’ i Parnaka;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the prince of the tribe of the children of Zebulun, Elizaphan the son of Parnach.
In Context
24ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Efraima dia Kemoela, zanak’ i Siftana;
26ary ny lohan’ ny firenena taranak’ Isakara dia Paltiela, zanak’ i Azana;
Read all of Bokin'ny Nomery 34