Bokin'ny Nomery 34:26
ary ny lohan’ ny firenena taranak’ Isakara dia Paltiela, zanak’ i Azana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the prince of the tribe of the children of Issachar, Paltiel the son of Azzan.
In Context
25ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Zebolona dia Elizafana, zanak’ i Parnaka;
27ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Asera dia Ahihoda, zanak’ i Selomy;
Read all of Bokin'ny Nomery 34