Bokin'ny Nomery 34:28
ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Naftaly dia Pedahela, zanak’ i Amihoda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the prince of the tribe of the children of Naphtali, Pedahel the son of Ammihud.
In Context
27ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Asera dia Ahihoda, zanak’ i Selomy;
29Ireo no nodidian’ i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an’ ny Zanak’ Isiraely.
Read all of Bokin'ny Nomery 34