Bokin'ny Nomery 34:29
Ireo no nodidian’ i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an’ ny Zanak’ Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
28ary ny lohan’ ny firenena taranak’ i Naftaly dia Pedahela, zanak’ i Amihoda.
Read all of Bokin'ny Nomery 34
Cross References
Numbers 34:18Ary loholona iray avy amin’ ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany.