bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:11
Bokin'ny Nomery 4:11
Ary hamelatra lamba manga eo ambonin’ ny alitara volamena izy, dia hosaronany sarona hodi-takasy, ary hataony eo aminy ny baony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And upon the golden altar they shall spread a cloth of blue, and cover it with a covering of badgers’ skins, and shall put to the staves thereof:
In Context
10ary ireo sy ny fanaka rehetra momba azy dia hataony ao anatin’ ny sarona hodi-takasy ka hatainginy eo ambonin’ ny filanjana azy.
12dia halainy ny fanaka rehetra enti-manompo, dia izay fanaovany fanompoam-pivavahana ao amin’ ny fitoerana masìna, ka hataony ao anaty lamba volon’ ondry manga ka hosaronany sarona hodi-takasy, dia hatainginy eo ambonin’ ny filanjana azy.
Read all of Bokin'ny Nomery 4
Cross References
Exodus 30:1Ary manaova alitara handoroana ditin-kazo manitra; hazo akasia no hanaovanao azy.
Exodus 39:38ary ny alitara volamena sy ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona ary ny varavarana lamba ho eo amin’ ny varavaran’ ny trano-lay,
Exodus 40:26Ary ny alitara volamena dia nataony teo amin’ ny trano-lay fihaonana, teo anoloan’ ny efitra lamba;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:11