bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:26
Bokin'ny Nomery 4:26
ary ny fefy lamban’ ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ ny vavahadin’ ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehiny mbamin’ ny fiasana rehetra momba azy; ary izay rehetra hatao amin’ ireo no ho fanompoany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the hangings of the court, and the hanging for the door of the gate of the court, which is by the tabernacle and by the altar round about, and their cords, and all the instruments of their service, and all that is made for them: so shall they serve.
In Context
25ny ambain’ ny tabernakely sy ny trano-lay fihaonana sy ny firakony sy ny sarona hodi-takasy izay eo amboniny, ary ny varavarana lamba amin’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana,
27Araka ny tenin’ i Arona sy ny zanany no hanaovan’ ny Gersonita ny fanompoany amin’ ny entany rehetra sy ny fanompoany rehetra; ary hatolotrao azy ho anjara-raharahany ny zavatra rehetra izay ho entiny.
Read all of Bokin'ny Nomery 4
Cross References
Exodus 35:18ary ny tsimatry ny tabernakely sy ny tsimatry ny kianja sy ny kofehiny,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:26