The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:42

Bokin'ny Nomery 4:42

Ary izay nalamina tamin’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, araka ny fokony sy ny fianakaviany

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And those that were numbered of the families of the sons of Merari, throughout their families, by the house of their fathers,

In Context

41Ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny taranak’ i Gersona, izay rehetra manao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana, dia izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah.

43hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin’ ny antokony, hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana,

Read all of Bokin'ny Nomery 4

Cross References

2 Chronicles 31:17Ary ny amin’ ny fanoratana ny mpisorona koa, dia nosoratana araka ny fianakaviany avy, ary ny Levita koa hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny anjara-raharahany sy ny antokony avy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 4:42

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 4:41Bokin'ny Nomery 4Bokin'ny Nomery 4:43 →