Bokin'ny Nomery 5:28
Nefa kosa, raha tsy voaloto ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy ka hanan’ anaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if the woman be not defiled, but be clean; then she shall be free, and shall conceive seed.
In Context
29Izany no lalàna ny amin’ ny ahiahy, raha misy vehivavy mivily miala amin’ ny vadiny ka voaloto;
Cross References
Psalms 113:9Mampitoetra tsara ny momba Izy, Fa mahatonga azy ho renin-jaza mifaly. Haleloia.
2 Corinthians 4:17Fa ny fahorianay maivana, izay vetivety foana, dia mainka miasa fatratra indrindra ka mahatanteraka voninahitra mavesatra maharitra mandrakariva ho anay,