The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 6 › Bokin'ny Nomery 6:10

Bokin'ny Nomery 6:10

ary amin’ ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa ho eo amin’ ny mpisorona, eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And on the eighth day he shall bring two turtles, or two young pigeons, to the priest, to the door of the tabernacle of the congregation:

In Context

9Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin’ ny andro fanadiovana azy izy, dia amin’ ny andro fahafito no hanaratany azy;

11Ary ny mpisorona dia hanatitra ny anankiray ho fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana, dia hanao fanavotana ho azy, satria nanota ny amin’ ny faty izy; ary hanamasina ny lohany amin’ izany andro izany izy.

Read all of Bokin'ny Nomery 6

Cross References

Leviticus 1:14Ary raha vorona no ateriny ho an’ i Jehovah ho fanatitra dorana, dia domohina na zana-boromailala no hateriny ho fanatiny.

Leviticus 9:1Ary tamin’ ny andro fahavalo Mosesy dia nampaka an’ i Arona sy ny zanany ary ny loholon’ ny Isiraely.

Leviticus 14:22ary domohina roa, na zana-boromailala roa, araka izay tratry ny ananany, ka ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray hatao fanatitra dorana.

Leviticus 15:14Ary amin’ ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy ka hankeo anatrehan’ i Jehovah, eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana, dia hanolotra ireo ho amin’ ny mpisorona izy.

Ezekiel 44:26Ary rehefa voadio aza izy, dia mbola hampiandrasina hafitoana aloha.

Romans 4:25Izay natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 6:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 6:9Bokin'ny Nomery 6Bokin'ny Nomery 6:11 →