The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 6 › Bokin'ny Nomery 6:16

Bokin'ny Nomery 6:16

Dia haterin’ ny mpisorona eo anatrehan’ i Jehovah ireo; ary hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatitra dorany;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the priest shall bring them before the LORD, and shall offer his sin offering, and his burnt offering:

In Context

15ary mofo tsy misy masirasira iray harona, dia mofo atao amin’ ny koba tsara toto voaharo diloilo sy mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso-diloilo, mbamin’ ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra aidina momba azy.

17dia hateriny ny ondrilahy ho fanati-pihavanana ho an’ i Jehovah mbamin’ ny mofo tsy misy masirasira iray harona; ary haterin’ ny mpisorona koa ny fanatitra hohaniny sy ny fanatitra aidiny.

Read all of Bokin'ny Nomery 6

Cross References

Numbers 8:12Ary ny Levita hametraka ny tànany amin’ ny lohan’ ny vantotr’ ombilahy roa; dia atero ny anankiray ho fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana ho an’ i Jehovah, hanaovana fanavotana ho an’ ny Levita.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 6:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 6:15Bokin'ny Nomery 6Bokin'ny Nomery 6:17 →