Numbers 6:24
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD bless thee, and keep thee:
In Context
23Mitenena amin’ i Arona sy ny zanany hoe: Izao no teny ho entinareo mitso-drano ny Zanak’ Isiraely:
25Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Cross References
Deuteronomy 28:3Hotahina ianao ao an-tanàna, ary hotahina ianao any an-tsaha.
1 Samuel 2:9Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin’ ny maizina; fa tsy amin’ ny hery no handresen’ ny olona.
Psalms 28:9Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay.
Psalms 121:4Indro, tsy matory na rendrehana Ny Mpiaro ny Isiraely.
Psalms 134:3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Isaiah 42:6Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin’ ny fahamarinana sy nitantana ny tananao, Ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an’ ny olona, Ho fanazavana ny jentilisa,