The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 6 › Bokin'ny Nomery 6:25

Bokin'ny Nomery 6:25

Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD make his face shine upon thee, and be gracious unto thee:

In Context

24Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;

26Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.

Read all of Bokin'ny Nomery 6

Cross References

Genesis 43:29Ary Josefa nanopy ny masony ka nahita an’ i Benjamina rahalahiny, zanakalahin’ ny reniny, dia hoy izy: Io va no zandrinareo faralahy, izay nolazainareo tamiko? Sady hoy koa izy: Andriamanitra anie hanisy soa anao, anaka

Psalms 4:7Maro no niteny hoe: iza no haneho soa antsika? Asandrato aminay ny fahazavan’ ny tavanao, Jehovah ô.

Psalms 31:16Eo an-tananao ny androko; Vonjeo aho tsy ho azon’ ny tanan’ ny fahavaloko sy izay manenjika ahy.

Psalms 80:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon’ i Asafa.

Psalms 80:19Dia tsy hihemotra hiala aminao izahay; velomy izahay, dia hiantso ny anaranao.

Psalms 119:135Ampamirapirato amin’ ny mpanomponao ny tavanao; Ary ampianaro ahy ny didinao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 6:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 6:24Bokin'ny Nomery 6Bokin'ny Nomery 6:26 →