Bokin'ny Nomery 7:26
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One golden spoon of ten shekels, full of incense:
In Context
27vantotr’ ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Cross References
Jeremiah 52:18Ary nentiny koa ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron’ afo sy ny antsy sy ny lovia famafazana sy ny lovia kely mbamin’ ny fanaka varahina rehetra izay nenti-nanao fanompoam-pivavahana.