Bokin'ny Nomery 7:31
Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32lovia kely volamena iray, sekely folo, feno dinti-kazo manitra;
Cross References
Exodus 25:29Ary manaova ny loviany sy ny lovia keliny ary ny fitoeran-divainy sy ny kapoakany ho fanidinam-panatitra; volamena tsara no hanaovanao ireo.