bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:60
Bokin'ny Nomery 7:60
Ary tamin’ ny andro fahasivy dia Abidana, zanak’ i Gideony, lohan’ ny taranak’ i Benjamina, no nanatitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
On the ninth day Abidan the son of Gideoni, prince of the children of Benjamin, offered:
In Context
59ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Gamaliela, zanak’ i Pedazora.
61Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
Read all of Bokin'ny Nomery 7
Cross References
Numbers 1:11ny avy amin’ i Benjamina dia Abidana, zanak’ i Gideony;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:60