Epistily ho an'i Filemona 1:13
saiky nohazoniko tatỳ amiko izy hanompo ahy hisolo anao eto amin’ ny fifatorako noho ny filazantsara;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12izay nampodiko indray, dia ilay sombin’ ny aiko;
Read all of Epistily ho an'i Filemona 1
Cross References
1 Corinthians 16:17Faly aho noho ny fihavian’ i Stefanasy sy Fortonato ary Akaiko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo;
Ephesians 4:1Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin’ ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo,
Philippians 2:30fa saiky maty izy noho ny asan’ i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin’ ny fanompoana ahy.