The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'i Filemona › Epistily ho an'i Filemona 1 › Epistily ho an'i Filemona 1:22

Epistily ho an'i Filemona 1:22

Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But withal prepare me also a lodging: for I trust that through your prayers I shall be given unto you.

In Context

21Noho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, ka fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao.

23Manao veloma anao Epafra, mpifatotra namako ao amin’ i Kristy Jesosy,

Read all of Epistily ho an'i Filemona 1

Cross References

Romans 15:24raha mankany Spania; fa manantena hahita anareo amin’ ny alehako aho ka haterinareo ho any, rehefa afakafaka ny alaheloko anareo.

2 Corinthians 1:11satria ianareo koa miara-miasa ho anay amin’ ny fivavahanareo mba hisaoran’ ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin’ ny nataon’ ny maro.

Philippians 1:25Ary satria matoky izany aho, dia fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra aho hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ ny finoanareo,

Hebrews 13:19Nefa mainka mangataka anareo hanao izany aho, mba hampodina faingampaingana kokoa ho aminareo.

James 5:16Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiàsan’ ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra.

3 John 1:14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'i Filemona 1:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'i Filemona 1:21Epistily ho an'i Filemona 1Epistily ho an'i Filemona 1:23 →