Epistily ho an'i Filemona 1:23
Manao veloma anao Epafra, mpifatotra namako ao amin’ i Kristy Jesosy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There salute thee Epaphras, my fellowprisoner in Christ Jesus;
In Context
24sy Marka sy Aristarko sy Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko.
Read all of Epistily ho an'i Filemona 1
Cross References
Colossians 1:7tahaka ny efa renareo tamin’ i Epafra, mpanompo namanay sady malala, izay mpanompon’ i Kristy mahatoky ho anay,
Colossians 4:12Manao veloma anareo Epafra, ilay anankiray avy aminareo sady mpanompon’ i Kristy Jesosy ary mikely aina mandrakariva amin’ ny fangatahana ho anareo, mba hitoeranareo marina, ka hatoky tsara amin’ izay rehetra mety ho sitrapon’ Andriamanitra.