Epistily ho an'ny Filipiana 1:22
Kanefa raha ny ho velona amin’ ny nofo no hahavokaran’ ny asako, dia tsy hitako izay hofidiko;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if I live in the flesh, this is the fruit of my labour: yet what I shall choose I wot not.
In Context
21Fa Kristy no anton’ ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 1
Cross References
Genesis 39:8Dia nandà izy ka nanao tamin’ ny vadin’ ny tompony hoe: Indro, ny tompoko tsy mahalala izay tandremako ato an-trano, fa izay rehetra ananany dia efa natolony ho andraikitro avokoa.
Psalms 71:18Koa mandra-pahantitro sy fotsy volo, dia aza mahafoy ahy, Andriamanitra ô, mandra-pilazako ny sandrinao amin’ ny taranaka sy ny asanao lehibe amin’ izay rehetra mbola ho avy.
Acts 3:17Ary ankehitriny, ry rahalahy, fantatro fa tamin’ ny tsi-fahalalana no nanaovanareo izany, tahaka ny mpanapaka anareo koa.
2 Corinthians 10:3Fa na dia velona amin’ ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo
Philippians 1:24kanefa kosa ny hitoetra eo amin’ ny nofo no mahasoa anareo kokoa.
1 Peter 4:2mba tsy handanianareo ny andro sisa iainanareo amin’ ny nofo araka ny filan’ ny olona intsony, fa araka ny sitrapon’ Andriamanitra.