Epistily ho an'ny Filipiana 1:26
mba hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin’ i Kristy Jesosy amin’ ny hankanesako atỳ aminareo indray.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That your rejoicing may be more abundant in Jesus Christ for me by my coming to you again.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Filipiana 1
Cross References
John 16:22Ary ianareo dia manana alahelo ankehitriny; fa hahita anareo indray Aho, dia ho faly ny fonareo, ary tsy misy olona manaisotra ny fifalianareo aminareo.
2 Corinthians 1:14toy ny efa fantapantatrareo ihany fa voninahitrareo izahay, dia tahaka anareo kosa no voninahitray amin’ ny andron’ i Jesosy Tompontsika.
2 Corinthians 7:6Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin’ ny nahatongavan’ i Titosy,
Philippians 3:1Farany, ry rahalahy, mifalia ao amin’ ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara anareo izany.
Philippians 4:4Mifalia mandrakariva amin’ ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia.